Entrée | mandoa vory | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [1.1] | |
Explications en anglais | To froth at the mouth [1.7] | |
Explications en français | écumer; baver [1.8] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mots élémentaires | mandoa, vory | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/04/16 |
![]() |