Entrée mandrakizay (andraka, izay)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
¶ Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
¶ Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho
Mitovy hevitra: alaovalo ~ antaranoana ~ doria
Explications en anglais  [Hallanger 1973] forever
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] éternellement
  [Hallanger 1974] à tout jamais
Vocabulaire 
Synonymes mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay antaranoana ~ mandrakizay doria
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Andriamalala: Ranomasina, page 25] Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety.
2 [Andriamalala: Taolambalo, page 152] ho tia an' i Sahondra mandrakizay!
3 [Rajaonarivelo: Bina, page 92] - Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko.
4 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 42] Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31