Entrée mandrobo (robo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny
¶ Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] mampirisika, mandoka [Rakotosaona 1975]
  [Bezanozano] mandoka [Rakotosaona 1975]
Morphologie 
mandrobo
nandrobo
handrobo
mandroboa
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31