Entrée |
mandry
(andry)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo Ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono. [1.1]
|
Explications en anglais | To lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc. [1.2]
|
| To lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk) [1.7]
|
Explications en français | être couché, se coucher;
être figé, caillé [1.8]
|
Exemples |
1 | Maty, hataoko tsy mandry am-pasandrazany.
[2.528]
|
2 | Io mirahavavy, izay hodianay mivady mandry;
[2.69]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mandry |
Passé : |
nandry |
Futur : |
handry |
Impératif : |
mandria |
|
Mots composés |
|
Anthroponymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|