Entrée |
manery
(tery)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1]
|
Explications en anglais | To press, to compell [1.7]
|
Explications en français | Presser; forcer [1.8]
|
Exemples | Manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent |
manery |
Passé |
nanery |
Futur |
hanery |
Impératif |
manere |
|
|
Entrée |
Manery
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Explications en français | Tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11]
|
Vocabulaire |
|