Entrée | 1 manganohano |
Radical | 2 hanohano |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Mangirangirana, mamirapiratra: Manganohano ny varahina 5 Enti-milaza zavatra madio dia madio mitarehin-drano, azo itarafana: Manganohano rano kely mandeha ity 6 Enti-milaza ny ranomaso mihandrohandro mita hirotsaka: Manganohano ny ranomason' itý zaza [1.1] |
Explications en anglais |
7 to be clear and limpid; shiny with wetness [1.7] |
Explications en français |
8 luisant, qui a la larme à l'oeil, limpide, transparent: Manganohano io varahina io (Ce cuivre est luisant) ~ Manganohano ity rano ity (Cette eau est limpide) ~ Manganohano ny ranomason' ity zazakely ity (Les larmes de cet enfant sont sur le point de couler) [1.3] 9 être clair, limpide; briller d'humidité [1.8] |
Exemples |
10 Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano [2.324] 11 sady manganohano ny ranomasony [2.470] |
Morphologie |
|
Analogues | 15 1.1=manganihany, 1.1=mangarangarana=mangalahala, 1.1=mihandrohandro |
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 manganohano, mangonahona |
Mis à jour le 2023/01/20 |