Entrée | mangataka (hataka) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy ¶ Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny ¶ Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explications en anglais | to ask, to beg. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to ask for something; to beg [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Explications en français | demander; mendier [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot mangataka | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |