Entrée |
manidy
(hidy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka izy dia lasa natory ¶ Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy areti-mifindra, hono, any [1.1]
|
Explications en français | fermer à clef, avec un verrou, avec une barre, mettre sous clef, enfermer dans la maison, interdire un passage [1.3]
|
Morphologie |
Présent |
manidy |
Passé |
nanidy |
Futur |
hanidy |
Impératif |
manidia |
|
Exemples |
1 | ary raha mitsipika am-baravarana, halainay rehefa manidy trano;
[2.654]
|
2 | Isaky ny tsinana ny volana dia hoatra ny romotra izy, ka manidy trano avokoa izahay rehetra.
[2.499]
|
3 | Ny efitrano ipetrahako mantsy ambony rihana, ny tompon-trano, no ao ambany ary izy no mamoha sy manidy ny varavarana fidirana.
[2.4]
|
|
|
Entrée |
mañidy
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Taisaka]
mampiseho ny andrianify [1.78]
|
|