Entrée |
manisa
(sisa)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tanala]
mamela sisa [Rakotosaona 1975]
|
| Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko! ¶ Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [Rajemisa 1985]
|
Morphologie |
|
Citations |
|
Entrée |
manisa
(isa)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako ¶ Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to count [Hallanger 1973]
|
Explications en français | compter, énumérer, mettre au nombre.
Mahay manisa sahady ity zaza kely ity:
ce petit enfant sait déjà compter. [Abinal 1888]
|
| compter [Hallanger 1974]
|
| compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly". [Andriamalala: Ranomasina, page 36]
|
|
Entrée |
manisà
(isa)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manisa
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | [Abinal 1888]
|
|