|
|
|
|

Entrée1  manitra (hanitra)
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Noms :
Vocabulaire  4  Botanique
Explications en malgache  5  Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova [1.1]
Explications en anglais  6  fragrant [1.7]
Explications en français  7  parfumé [1.8]
8  (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [Merina] [1.196]
Exemples  9  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
10  Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471]
11  Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472]
Analogues  12  mani-pofona, mamerovero, mandraraka, manetonetona, maka volon' orona, midofaka, mamafana
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot manitra

Anagrammes  20  manitra, miantra, miantrà

Mis à jour le 2023/01/20