Entrée mankany (any)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel. [Richardson 1885]
Morphologie 
mankany
nankany
hankany
mankanesa
Exemples Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any. [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31