Entrée |
manohoka
(tohoka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao ¶ Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana [Rajemisa 1985]
|
Morphologie |
|
|
Entrée |
manohoka
(hohoka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany ¶ Mandentika ao anatin'ny fahoriana ¶ Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha [Rajemisa 1985]
|
Morphologie |
|
|