Entrée |
manondrotra
(tondrotra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manatodika ¶ Manolaka (hadisoana) ¶ Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1]
|
Morphologie |
|
|
Entrée |
manondrotra
(sondrotra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany [1.1]
|
Morphologie |
|
Exemples | bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany.
[2.470]
|
|