Entrée manotra (otra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Misafo sady mamoritra amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to massage, to rub
Explications en français  [Hallanger 1974] masser, frictionner
Morphologie 
manotra
nanotra
hanotra
manora
Citations 

Mis à jour le 2022/09/05