Entrée mantsy
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] jereo manko
Explications en français  [Abinal 1888] comme manko
Exemples  [Rajohanesa: Kintana] Tsy ho hitako intsony mantsy Razay.

Entrée mantsy
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany?
Explications en anglais  [Hallanger 1973] referring to; also used as ornament of speech like manko
Explications en français  [Hallanger 1974] rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko
Synonymes manko
Exemples 
1 [Andriamalala: Ranomasina, page 20] Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho.
2 [Andraina: Mitaraina, page 120] Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra.
3 [Rabezandrina: Ikotofetsy] "Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty;
4 [Rajohanesa: Kintana] Raha mba izaho mantsy no nanana elatra!
5 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 118] Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao:

Entrée mantsy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanala] maimbobe tsy zaka, mantsina

Mis à jour le 2020/07/31