Entrée | marisarisa (risarisa (risa)) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy [1.1] | |
Mahatsiaro tena ho tsy metimety [1.13] | ||
Explications en anglais | Not very well [1.7] | |
Explications en français | Indisposé, souffrant [1.8] | |
Malaise [1.13] | ||
Exemples | Sahiran-tsaina ve ianao fa marisarisa ny zanakao?
[2.117] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |