Entrée | marofy (rofy) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Ill, feeble [1.7] | ||||||
Explications en français | Débile, maladif [1.8] | ||||||
Vocabulaire | Santé | ||||||
Exemples | Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.
[2.996] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |