Entrée | 1 maso |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Biologie |
Explications en malgache |
4 Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary [1.1] 5 Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika [1.1] 6 Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana [1.1] |
Explications en anglais |
7 The eye [1.7] |
Explications en français |
8 L'oeil [1.8] 9 Oeil [1.13] 10 Oeil [1.405] |
Exemples |
11 Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4] 12 Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324] 13 Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko. [2.471] 14 Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Ethnonymes |
|
Patronymes |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 73 Proverbes contenant le mot maso |
Article |
74 Randzavola: maso ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 75 maso, mosa, soma |
Mis à jour le 2023/12/31 |