Entrée matoa (toa)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka] aîné
Vocabulaire 

Entrée matoa
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31