Entrée | matoky (toky) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy ¶ Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho ¶ Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha ¶ Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1] | ||||||||
[Tambahoaka] mino [1.78] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot matoky | ||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |