Entrée matotra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tomady, matanjaka
¶ Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona?
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 435] stout, muscular, powerful
Explications en français  [Abinal 1888 page 438, Rajaonarimanana 1995 page 208] robuste
  [Abinal 1888 page 438] musculeux
  [Rajaonarimanana 1995 page 208] mûr
Dérivations 
Morphologie 
matotra
mato-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rabetsimandranto: Trimofoloalina] Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana;
2 [Ndema: Antakay, page 11] Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka?
3 [Rabemolaly: Fary, page 260] Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha

Mis à jour le 2020/07/31