Entrée | mavany (vany) | ||
Partie du discours | adjectif | ||
Explications en malgache | [Sihanaka] masiaka, henjana [1.78] | ||
Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) [1.1] | |||
Explications en français | Hardi, qui ose tout, fort [1.3] | ||
Synonymes | mavanivany | ||
Phytonymes |
| ||
Anagrammes | manavy, maniva, mavany, mavina, mivaña |
Mis à jour le 2023/02/10 |
![]() |