Entrée miadaladala (adaladala (adala))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
¶ Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany
Explications en anglais  [Richardson 1885] To be simple, unwise, or silly.
Morphologie 
miadaladala
niadaladala
hiadaladala
miadaladalà
Synonymes miadala

Entrée miadaladalà (adaladala (adala))
Partie du discours impératif du verbe actif miadaladala [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31