Entrée miakanakana (akanakana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to hesitate in speaking, to demur. [Richardson 1885]
 to speak hesitantly or brokenly. [Hallanger 1973]
Explications en français balbutier, parler avec hésitation; bégayer. [Hallanger 1974]
Morphologie 
miakanakana
niakanakana
hiakanakana
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31