Entrée miakatra (akatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho
¶ Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary
Explications en anglais  [Richardson 1885] to ascend, to go up, to mount up.
  [Hallanger 1973] to go up; to enter
Explications en français  [Hallanger 1974] monter; entrer
Morphologie 
miakatra
niakatra
hiakatra
miakara
Mots composés, titres, noms 
 
Citations 

Mis à jour le 2022/09/05