Entrée miavona (avona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
Mitovy hevitra: be taim-bava ~ mangeto-bava ~ midaondaom-bava
Explications en français  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] être orgueilleux, fier
  [Abinal 1888] être dédaigneux
  [Abinal 1888] faire le délicat, la petite bouche
Morphologie 
miavona
niavona
hiavona
miavòna
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Fox: Hainteny, numéro 316]
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?

2 [Andriamalala: Taolambalo, page 50] Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe:

Entrée miavòna (avona)
Partie du discours impératif du verbe actif miavona [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31