Entrée mibanjina (banjina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1]
Explications en anglais to stare at, to look intently at [1.2, 1.7]
Explications en français contempler [1.3, 1.8]
 regarder [1.3]
 regarder fixement [1.8]
Morphologie 
mibanjina
nibanjina
hibanjina
mibanjìna
Exemples 
1Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy. [2.324]
2-- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [2.470]

Entrée mibanjìna (banjina)
Partie du discours impératif du verbe actif mibanjina [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20