Entrée mibaradaka (baradaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miteny tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan' ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin' ny fanadinana ka nibaradaka be ihany
¶ Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin' ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy [1.1]
Morphologie 
mibaradaka
nibaradaka
hibaradaka
mibaradaha

Mis à jour le 2023/01/20