Entrée |
mifarana
(farana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana ¶ Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao [1.1]
|
Explications en anglais | to terminate; to end up in a certain way [1.7]
|
Explications en français | être terminé, finir d'une certaine façon [1.8]
|
Morphologie |
Présent |
mifarana |
Passé |
nifarana |
Futur |
hifarana |
|
Exemples |
1 | Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny.
[2.470]
|
2 | Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany.
[2.472]
|
|
|
Entrée |
mifarana
(farana)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en anglais | even, smooth, without inequalities. [1.2]
|
|