Entrée mifono (fono)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mirakotra manontolo: Nifono vy mihitsy ny Vazaha taloha rehefa hiady
Explications en anglais  [Richardson 1885] covered, wrapped up: Mifono volamena izy (It is plated with gold)
Morphologie 
mifono
nifono
hifono
mifonosa
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 130] Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika.
2 [Andraina: Mitaraina, page 93] Nisy voro-damba nifono zavatra novahan' ilay zaodahiny.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31