Entrée migina (gina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon' ireo ankizy ireo
¶ Manao ditra, mikiribiby: Migina mivoaka foana izy na dia efa rarana aza
¶ (rafitra) Miady tsara, mikaona tsara: Tsy migina ny rafitr' ity latabatra ity ka izany no mampitolilalila azy [1.1]
Explications en anglais to be deafened by too loud a sound. [1.2]
Morphologie 
Présent migina
Passé nigina
Futur higina
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/07