Entrée | mihenahena (henahena (hena)) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona? Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mihenahenà (henahena (hena)) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mihenahena | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |