Entrée | mihoha (hoha) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Miantso vonjy, manaitra Miantsoantso maneso sy manebaka ho fanabantiana: Izay rehetra nifanena taminy dia nihoha azy hoe: Oainy re Ihofakondry! (Rainitovo) [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mihohà (hoha) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mihoha | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |