Entrée mikemo (kemo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha vao avy nodidiana
Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy
Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin' ny fanekena nataony Rakoto [1.1]
Morphologie 
Présent mikemo
Passé nikemo
Futur hikemo
Impératif mikemoa

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05