Entrée miomba (omba)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra
¶ Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka
¶ Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1]
Explications en anglais same as momba
Morphologie 
Présent miomba
Passé niomba
Futur hiomba
Impératif miombà
Exemples Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany. [2.470]

Entrée miombà (omba)
Partie du discours impératif du verbe actif miomba [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20