Entrée (1/2) | 1 mipaka (paka) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity [1.1] 4 Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika [1.1] 5 Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky [1.1] 6 Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra [1.1] 7 Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe [1.1] |
Exemples |
8 Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy. [2.48] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 Mipoka, mipaika, mikatroka14 Ngarangidina, maninjitra, manontolo, maninjihinjy |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mipaka |
Entrée (2/2) | 17 mipakà (paka) |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mipaka |
Tableaux et planches |
19 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 20 akimpa, mikapa, mipaka, mpiakà |
Mis à jour le 2023/01/20 |