|
|
|
|

Entrée1  mipetraka
Radical  2  petraka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraka eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba manala satroka raha mipetraka
5  mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy
6  Ankinina amin' ny olona na banky: Vola mipetraka [1.1]
Explications en anglais  7  to be at rest [1.2, 1.7]
8  to sit down, to perch [1.2]
9  to sit [1.7]
Explications en français  10  être assis [1.3, 1.8]
11  s'asseoir [1.3, 1.8]
12  être placé, posté
13  être destitué, renvoyé
14  habiter, séjourner [1.3]
Exemples  15  Ny anankiray mipetraka, ary ny iray mandry. [2.324]
16  mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [2.470]
17  Rahefa tsy miasa dia mandehandeha fotsiny eny no ataony, na mipetraka miresaka sy mifampijery. [2.472]
Morphologie 
18  Présent :
19  Passé :
20  Futur :
21  Impératif :
Analogues  22  1.1=mitombina=mitalapetraka=mitorovoka=manao torovok' amboa=misoketraka=misolaketraka=misondretaka=misonanina=misonanaka=mitorevaka=mianinanina=mihaminkamina=mivalaketraka=mitaboretaka=mibelaka=mibalelaka=mitsivelatra=mitsivetraka=mitakoko=mamitsaka=mitampisaka=mivalandotra=miampatra=miarinarina=miemonemona=miainginaingina=mininginingina=miteronterona=mitemontemona
Mots composés 

Anagrammes  24  ampetrika, mipetraka, mpiretaka, mpiteraka

Mis à jour le 2023/01/20