Entrée | mipitika (pitika) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehany [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |