Entrée |
mirary
(rary)
|
Partie du discours | verbe actif ou adjectif
|
Explications en malgache | Vita rary: Rindra mirary ny tsihy Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity [1.1]
|
Morphologie |
Présent |
mirary |
Passé |
nirary |
Futur |
hirary |
Impératif |
miraria |
|
|
Entrée |
mirary
(rary)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Mangataka [1.78]
|
| Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. [1.1]
|
Morphologie |
Présent |
mirary |
Passé |
nirary |
Futur |
hirary |
Impératif |
miraria |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
mirary
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Mandrara, misakana [1.78]
|
|
Entrée |
mirary
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bara]
Mamangy [1.78]
|
|