Entrée | miropy (ropy) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mitakoko, mipetraka manjokaiky Mialoka: Izany, rahavako, noroa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka (Rajaonah Tselatra) [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |