|
|
|
|

Entrée1  misaotra (saotra)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho [1.1]
4  Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa [1.1]
Explications en anglais  5  To thank; to bless; to divorce one's wife [1.7]
Explications en français  6  Remercier; bénir; divorcer de sa femme [1.8]
Exemples  7  misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo! [2.324]
8  misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot misaotra

Anagrammes  14  misaotra, misorata, mositara

Mis à jour le 2023/01/20