Entrée |
misy
(isy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso
[1.1]
|
Explications en anglais | There is, there are [1.7]
|
Explications en français | Il y a, il y en a [1.8]
|
Exemples |
1 | Lazao raha misy mahalala e!
[2.472]
|
2 | Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo.
[2.471]
|
3 | Misy mangalatra ny volintsika, hoy izy.
[2.470]
|
|
Morphologie |
Présent : |
misy |
Passé : |
nisy |
Futur : |
hisy |
Impératif : |
misia |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes |
|