|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitady (tady)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita [1.1]
4  Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]
Explications en anglais  5  To seek, to look for [1.7]
Explications en français  6  Chercher [1.8]
Exemples  7  Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470#]
8  Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Synonymes  13  mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mitady

Entrée (2/2)17  mitady (tady)
Partie du discours  18  adjectif
Explications en malgache  19  Vita tady [1.1]
Explications en anglais  20  Twisted [1.2]

Anagrammes  21  dimaty, madity, mitady

Mis à jour le 2023/06/18