Entrée mitafy (tafy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao
¶ Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba!
Explications en anglais  [Richardson 1885] to dress; to wear the Lamba.
  [Hallanger 1973] to dress, to wear clothes
Explications en français  [Hallanger 1974] se vêtir, porter tel vêtement
Morphologie 
mitafy
nitafy
hitafy
mitafia
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31