Entrée | 1 mitoetra (toetra) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra? [1.1] 4 Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo? [1.1] 5 Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy [1.1] 6 Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga. [1.1] |
Explications en anglais |
7 To dwell; to rest; to sit [1.7] |
Explications en français |
8 Habiter, rester [1.8] |
Exemples |
9 Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela. [2.324] 10 Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao. [2.470] |
Morphologie |
|
Synonymes | 15 mitomoetra |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot mitoetra |
Mis à jour le 2023/06/27 |