Entrée mitomany (tomany (tany))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino
¶ Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.
Mitovy hevitra: jemby ~ latsadranomaso ~ lem-bolomaso ~ manala ny lohany ~ manangan-torana ~ manao ranomaso havozona ~ manezakezaka ~ manganohano ~ miafatrafatra ~ miapokapoka ~ miatatra ~ midradradradra ~ midradraka ~ mifaditra ahitra ~ mifako bozaka aman' ahitra ~ mifararemotra ~ mifendrotra ~ mifia-dranomaso ~ mifokofoko ~ migigika ~ migogogogo ~ mihandrohandro ~ mijafajafa ~ mijoy ~ mikehina ~ miketaketa ~ mikiakiaka ~ mikonainaika ~ mitanisanisa ~ mitolokoloko ~ mitoreo ~ mitrifantrifana ~ tomany ~ tsy mahajery olona
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to cry for something
Explications en français  [Hallanger 1974] pleurer après quelque chose; pleurer
 [ mitomañy ] [Andilidine: Lexique (takila M)] [Sakalava-Mayotte] pleurer
Morphologie 
mitomany
nitomany
hitomany
mitomania
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 141] Sady nigogogogo nitomany indray izy...
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31