Entrée mitondraka (tondraka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ!
¶ Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana
¶ (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko
Explications en français  [Abinal 1888] déborder, se répandre
¶ paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux
Morphologie 
mitondraka
nitondraka
hitondraka
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31