Entrée mitotorebika (toto, rebika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandihy somary mitsinjaka falifaly; mandihy manipy sandry malefadefaka fa ny tongotra kosa mitoto, izay manao toy ny mively langorony, mitana ba, manamafy ny lamako
Morphologie 
mitotorebika
nitotorebika
hitotorebika

Mis à jour le 2020/07/31