Entrée | mitotototo (totototo) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mitotototo | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |