Entrée | miveraka (veraka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! [1.1] | ||||||
Explications en français | S'ouvrir (en parlant des fruits) [1.196] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Anagrammes | miravake, miveraka |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |